by All Madagascar | May 30, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ary aza ho mamon-divay ianareo, fa amin’izany dia misy fanaranam-po amin’ny ratsy, fa aoka hofenoina ny Fanahy, (Efesiana 5:18) Source
by All Madagascar | May 27, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Fa raha tonga ny Fanahin’ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin’ny marina rehetra; fa tsy hiteny ho Azy Izy, fa izay ho reny dia holazainy avokoa; ary ny zavatra ho avy aza dia hambarany aminareo. (Jaona 16:13) Source
by All Madagascar | May 25, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ary raha ny Fanahin’izay nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an’i Kristy Jesosy tamin’ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin’ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo. (Romana...
by All Madagascar | May 16, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ny fitoriana filazantsara dia aza sarahana amin’ny asa fihantrana, esory ny fitiavantena Source
by All Madagascar | May 11, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ary na iza na iza no manao teny hanohitra ny Zanak’olona, dia hahazo famelan-keloka ihany; fa na iza na iza no miteny hanohitra ny Fanahy Masina, dia tsy mba hahazo famelan-keloka, na amin’izao fiainana izao, na amin’ny ho avy. (Matio 12:32)...