by All Madagascar | May 9, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
JESOA JERENA DIA MANGA NY LANITRA, AKARO NY FIDERANA Source
by All Madagascar | Apr 12, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Nandresy ny ota teo amin’ny fahafatesany Izy, ary nandresy ny fahafatesana teo amin’ny fitsanganany. Izy no santatra, isika no manaraka. Deraina mandrakizay ny Anarany. Source
by All Madagascar | Mar 31, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ary hoy koa Jesosy tamin’izy rehetra: Raha misy ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, dia hitondra ny hazo fijaliany isan’andro ka hanaraka Ahy. (Lioka 9:23) Source
by All Madagascar | Mar 22, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Tsy mahazo matahotra isika nefa kosa tsy maintsy miambina, araka ny tenin’i Jesoa hoe “Koa mitandrema, aza matahotra” (Mat. 24: 6) Source