by All Madagascar | Apr 9, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mirary fetin’ny fandresena ao amin’ny Tompo ho anao. Mofon’aina ho anao. Fil. 3: 1 – 11 NY HERIN’NY FITSANGANAN’NY TOMPO Paoly voatana tany am-ponja, mankahery ireo kristiana tao Filipia noho ireo fampianarana sandoka...
by All Madagascar | Apr 6, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Zoma 07 Aprily 2023. Apo. 7: 9 – 12 NY HERIN’NY FITSANGANAN’NY TOMPO HITSANGANA EO ANOLOAN’NY SEZA FIANDRIANAN’ANDRIAMANITRA NY OLON’NY TOMPO KA: and-9 – Hiakanjo akanjo fotsy lava ireo....
by All Madagascar | Apr 4, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Alarobia 05 Aprily 2023. Lio. 19: 29 – 44 NY HERIN’NY FITSANGANAN’NY TOMPO JESOA NIVERINA AMIM-BONINAHITRA TAO JEROSALEMA. 👉 Fahatanterahan’ilay faminaniana tao amin’i Zakaria : “Mifalia...
by All Madagascar | Apr 4, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Bonjour. En cette dernière ligne droite de Carême, je t’invite à méditer ceci: 2 Pierre 2: 9 – 22 9Cela montre donc que le Seigneur peut délivrer de la souffrance ceux qui lui sont fidèles. Et il peut garder en réserve les gens mauvais, pour les punir le...
by All Madagascar | Apr 2, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Ka ilay kilalao famolavolana Miss sy Mister ary Kopikole sy voix d’ or ireny mihitsy no tena lasa mamotika ny ho avin’ ny tanora Malagasy e… Kilalaom-bazaha rehetra io dia entina hamotehana ny fitaizana ny taranaka Malagasy aty… Misy fitaizana...
by All Madagascar | Mar 31, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
RARIVA NY FOTOANA. !!! Tongava daholo !🎶🎵 Source From : Rossana Fleurys