by All Madagascar | Jun 11, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Alatsinainy 12 jona 2023. Fit. 5: 1 – 22 IORENAN’NY FAHAFAHANA NY TOMPO Lazain’ny mpahay tantara fa i Jeremia no nanoratra ny Fitomaniana. Tamin’ny 587 B.C tany, taorian’ny 789 B.C, dia rava ny tanàna...
by All Madagascar | Jun 11, 2023 | Fivavahana, FTV FJKM
Fanompoampivavahana FJKM “Iorenan’ny fahafahana ny Tompo” Alahady natokan’ny foibe FJKM hitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Sekoly FJKM manerana ny sahan’ny FJKM Alahady 11 Jona 2023 FJKM Andravoahangy Fivavahana SPIA Source From :...
by All Madagascar | Jun 8, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Zoma 09 jona 2023. Lio. 1: 68 – 75 IORENAN’NY FAHAFAHANA NY TOMPO Ny filazantsara araka an’i Lioka. Lioka: Dokotera, nanaraka an’i Paoly (nitsabo azy, no nanoratra ihany koa); (nanoratra ny bokin’ny...
by All Madagascar | Jun 7, 2023 | Fivavahana, FTV FJKM
LALAO HAZAKAZAKA MASINA . ISAM-BONDRONA Source From : FTV
by All Madagascar | Jun 6, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Alarobia 07 Jona 2023 Jao. 8: 31 – 38 IORENAN’NY FAHAFAHANA NY TOMPO JESOA ILAY TENA MPANAFAKA Jesoa miteny amin’ny mino: – Ny faharetana ao amin’ny teniny no maha mpianatr’i Jesoa antsika....
by All Madagascar | Jun 4, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Alatsinainy 05 Jona 2023. 1 Kor. 7: 17 – 24 IORENAN’NY FAHAFAHANA NY TOMPO NY FAHAFAHANA AO AMIN’NY TOMPO. 1) Tsy mifidy fiaviana – na voafora: and- 18 = taranak’i Abrahama sy ireo efa novidiany ka...