by All Madagascar | Feb 17, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Izay tena manana ny Tompo ihany no hanana hery hanatanterahana izany. Source
by All Madagascar | Feb 10, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny heviny; ary aoka hiverina ho amin’i Jehovah ireny, fa hamindra fo aminy Izy, Eny, ho amin’Andriamanitsika, fa hamela heloka dia hamela heloka tokoa Izy. (Isaia 55:7) Source
by All Madagascar | Jan 30, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Jesosy namaly hœ: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’Andriamanitra izy. (Jaona 3:5) Source
by All Madagascar | Jan 14, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Manam-bady va ianao? Aza mitady izay hisarahana. (1 Korintiana 7:27a) Source
by All Madagascar | Jan 7, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
(Asan’ny Apostoly 2:38-39) Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin’ny anaran’i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina; fa ny teny fikasana dia...