by All Madagascar | Dec 12, 2019 | Fivavahana, Marka16-15
Hendry noho ny mpampianatra ahy rehetra aho, Satria ny teni-vavolombelonao no fisaintsainako. (Salamo 119:99) Source
by All Madagascar | Dec 9, 2019 | Fivavahana, Marka16-15
Raha mangataka zavatra amiko amin’ny anarako ianareo, dia hataoko izany. (Jaona 14:14) Source
by All Madagascar | Dec 9, 2019 | Fivavahana, Marka16-15
Ary aza manaraka ny fanaon’izao tontolo izao; fa miovà amin’ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon’Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina*. [* Gr. tanteraka]. (Romana 12:2) Source
by All Madagascar | Nov 19, 2019 | Fivavahana, Marka16-15
Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. (Matio 11:28) Source
by All Madagascar | Nov 9, 2019 | Fivavahana, Marka16-15
Ataovy ny zavatra rehetra amin’ny tsi-fimonomononana sy ny tsi-fisalasalana, (Filipiana 2:14) Source
by All Madagascar | Oct 24, 2019 | Fivavahana, Marka16-15
Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany. (Ohabolana 22:6) Source