by All Madagascar | Feb 12, 2023 | Mozika
“Andriamanitra manohitra ny mpiavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena” (Jakoba 4:6b) Source
by admin-akla | Feb 12, 2023 | Mozika
Indro, efa nomeko fahefana hanitsaka menarana sy maingoka sy handresy ny hery rehetra ananan’ny fahavalo ianareo, ka tsy … source
by admin-akla | Feb 12, 2023 | Mozika
Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen’izao tontolo izao no fanomeko anareo. source
by All Madagascar | Feb 12, 2023 | Mbola talenta, Mozika
S.O.S🇲🇬 Mangataka tolotanana avy aminareo Tompoko namana sy havana sy ny rehetra mahafantatra na tsia izahay. Mba ho fanampiana an’i Riantsoa Joro Fanantenana 40 taona, manan-janaka 4 mianadahy, marary Rein ( Insuffisance Rénale phase Terminale ), izay efa notsaboina...
by admin-akla | Feb 12, 2023 | Mozika
Ary mandalo izao fiainana izao sy ny filany; fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra no maharitra mandrakizay. » (1 Jaona 2:17) source