by All Madagascar | Jun 18, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Tratry ny fety ny dada rehetra🎉 Hampitomboan’i Zanahary hatrany anie ny hery hiasanareo mafy hamelomana ny ankohonana, ny fitiavana ao am-ponareo hahasambatra azy ireo. Câlin mamy be ho an’i Tarika Razafimahefa, sambatra izahay manana azy🥰 Source From : Razafitsifa...
by All Madagascar | Jun 14, 2023 | Auggy Tojo, Hatsikana, Mpisehatra
😂Tena hoe ela izay ry Akama isany a😂 Lazao izay vaovao tsara ho fantatro?🤪 Efa nanao mondial ihany ve Barealde madrid? 😂Efa nikiapa ve ianao anio? 😏Efa niova ve ny président ao ? 😇ary iza naharesy league des Champions ? 🤣Firy ny zanaky M? 😃Efa nanambady ve F? 😝Mbola...
by All Madagascar | Jun 11, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Tianao ho azo ve ilay nirianao fatratra iny? Tianao hiova @zay ny fiainanao manomboka androany, hanao veloma an-dra fahantrana ka hanitsaka lalana volamena @ zay ianao? 👉 Ty ny toriteny ho an’izay resitory ka tsy nahatratra sekoly alahady🤪 Source From : Razafitsifa...
by All Madagascar | Jun 6, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
« MAND’AMOUR » 04 jona lasa teo 🔥 Misaotra ny teto Paris fa tena zany ka hoe « mpijery mahafatra-po »❤️, faly nareo, afa-po, tsy nanam-po koa hoe ohatr’reny ilay izy🥰 CHEF RIJA sy Kala Nap’s❤️ Mankasitraka NIVO-Arimamy sy Tarika Razafimahefa vady malalako🥰...
by All Madagascar | Jun 2, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Alors hariva ohhh! Momba ny fampisehoantsika @ alahady 04 juin eto Paris Misy vente sur place ny alahady manomboka @1ora tolakandro en an-toerana (par CB na espèce) Source From : Razafitsifa Vonjy Officiel
by All Madagascar | May 24, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Fahatelo, izy no tena manala ny « stress » faran’zay avo lenta, izy Ilay olona kely faran’izay mandreraka nefa tsy foy🥰 tsy andriko foana ny alarobia iarahana aminy Mba zarao eto ny « activité » tena tianao miaraka amin’ny zanakao hoe? Ny anay coloriage sy dessin dia...