Tratry ny fety ny dada rehetra🎉 Hampitomboan’i Zanahary hatrany anie ny hery hiasanareo mafy hamelomana ny ankohonana, ny fitiavana ao am-ponareo hahasambatra azy ireo.
Câlin mamy be ho an’i Tarika Razafimahefa, sambatra izahay manana azy🥰