by All Madagascar | Feb 21, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Rehefa ndry ilay tsy mety mahazo resaka😜 Taptap Send Madagascar Code promo « VONJY »: 10 euros gratuits👌...
by All Madagascar | Feb 20, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Ny vadinareo koa ve mihomehy voraka ohatr’zao rehefa mba hoe hanao selfie? Efa ho lava hono😅 Tsy haiko fa tiako be nefa😜 Dia hoy aho hoe aza tezitra fa ampiasao fotsiny ny code promo « VONJY » dia andefaso vola @ Taptap send ny havantsika any Mada, ahazoana 10 euros...
by All Madagascar | Feb 19, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Harivariva kely😊 Azonao atao koa ny manaraka ahy ato 😉 https://instagram.com/vonjyraza?igshid=YmMyMTA2M2Y= Vous pouvez aussi me suivre ici 😉 https://instagram.com/vonjyraza?igshid=YmMyMTA2M2Y= · Source From : Razafitsifa Vonjy...
by All Madagascar | Feb 17, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Rehefa mbola mitohy eny foana ny St-Valentin, dia iny ndry fa tapa-kevitra hanambady @zay😉 Ty misy toro-hevitra kely, antsoy ny Liv’Art Traiteur & Organisateur, tena mafy ry zareo👍🥰 Voici quelques conseils, contactez @TAG, ils sont super 👍🥰 ·...
by All Madagascar | Feb 9, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Efa akaiky ndray ny akifandamoromoro @ « cadeau » ry mpifankatia isany oh! Fotoana tena tiako ty, sady tsy mba mety adinon’lay vadiko mihitsy❤️😜 Aorian’ilay petit-déjeuner au lit, sy ilay bouquet de fleur manifika, dia ireto ny cadeau azonao ampifalifaliana an’i...
by All Madagascar | Feb 6, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Hello Lundi🤗 Reo karazana mpivarotra « Saka beloha »😜 Tena hoe manala azy ty fa tsy misy hoe mamely an’iza na iza an😅 ·...