Efa akaiky ndray ny akifandamoromoro @ « cadeau » ry mpifankatia isany oh! Fotoana tena tiako ty, sady tsy mba mety adinon’lay vadiko mihitsy❤️😜
Aorian’ilay petit-déjeuner au lit, sy ilay bouquet de fleur manifika, dia ireto ny cadeau azonao ampifalifaliana an’i malala, zahay ngaha mila zavatra lafo be zany fa rehefa manjakely mitovy aminay fotsiny dia 👌
Ao @ Bijouterie Narcisse, ireto firavaka ireto
👉 Io peratra io zao 20 000ar fotsiny 👌
👉 Misy karazany ao, bracelet, peratra, collier , sy montre. Perso: ilay montre no tena mambabo ny foko🥰

Dia mahaiza misafidy dia mahaiza mifankatia, dia midira ny page raha hi-commande, na antsoy zareo, na afaka tonga dia mankany @ magasin (Tana center ao Behoririka, Antsirabe) dia tondroy tsara zay tianao homeny😜😉

https://www.facebook.com/narcissenad

https://www.facebook.com/profile.php?id=100085312813568

Contacts:
032 26 013 97/ 034 81 051 53/ 033 02 979 60






Source