by All Madagascar | Apr 4, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Mbola nividianana 4×4 ny volanareo ry vahoaka mahantra ! Mbola nividianana 4×4 volanareo ry Mpianatra eny Vontovorona sy manerana ny Universités rehetra tsy mahazo bourses ara-potoana ! Mbola nividianana 4×4 ny volanareo ry mpanao asam-panjakana tsy...
by All Madagascar | Apr 4, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Talem-paritry ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena manao kabary ôfisialy : “Tsy misy antoko hafa manjaka hono eto fa TGV ihany no ampanjakana”. Tsy mahalala menatra intsony. Dia mba aiza ny CENI sy ny HCC amin’izao ? · Source From : Mouvement...
by All Madagascar | Mar 24, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ny lasa tsy fanadino… https://www.youtube.com/watch?v=kDIQ2FsmfWI · Source From : Les Indignés de Madagascar 974
by All Madagascar | Mar 7, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ahoana tsara hoe ? Mahasosotra inona a ??? Mankahery anareo mpianatra izahay aty dilam-bato. Aza manaiky ampijaliana toy izao fa ATAOVY MAHITA mihitsy. ZARAZARAO ho hitan’ny havany any. Quand les jeunes de la Polytech crient tout haut, ce que la majorité pensent...
by All Madagascar | Mar 7, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Voasongona indray ny mpizara riz kantoné dia saika tsy navelan’ny BNGRC nozaraina ny fanampiana ataon’i Siteny. Bis repetita an’ilay tany. Mananjary. Tena mba aza atao an’io nama ilay vahoaka noana a ! · Mankahery ireo tra-boina ao Toliara....
by All Madagascar | Mar 7, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Akoho vavy miady… Eny, tena misy izany. https://youtu.be/k2poVKfInAc Source From : Les Indignés de Madagascar 974