Mbola nividianana 4×4 ny volanareo ry vahoaka mahantra !
Mbola nividianana 4×4 volanareo ry Mpianatra eny Vontovorona sy manerana ny Universités rehetra tsy mahazo bourses ara-potoana !
Mbola nividianana 4×4 ny volanareo ry mpanao asam-panjakana tsy nahazo karama !
Mbola nividianana 4×4 ny volanareo ry mpitatitra mpandoa hetra ho an’ny FER, tsy hita popoka.
Mifanohitra tanteraka @ ataon’ny filoha Kagamé. https://237actu.com/rwanda-paul-kagame-a-vendu-4000-voitures-de-services-pour-construire-les-infrastructures




Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina