by All Madagascar | Apr 3, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Sambaina (3.4.2023 10:10) – Na dia sakanana eto Sambaina àry ny fiaran’ny filoha Marc Ravalomanana dia tsy matahotra dia an-tongotra Dada. Source From : Ny Valosoa Vaovao
by All Madagascar | Apr 3, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
ONIVERSITEN’I MAHAJANGA RAIKITRA INDRAY NY GREVY Raikitra vao maraina ny grevy noho ny antony maromaro ka anisany ny vatsim-pianarana efa vary mangatsiaka hatramin’ny 2021. Tahaka izany ihany koa ny vatsim-pianarana 5 volana miampy fampitaovana,…...
by All Madagascar | Apr 2, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Saisie des matériels de La Gazette de la Grande Ile… Quid de la sécurité des informations contenues dans les ordinateurs? #libertedexpression #lagazettedelagrandeile #povcartoon #povcartoonist #dessindemada #presselibre #madagascarpolitique ...
by All Madagascar | Apr 2, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
FLM Ambohimasina Itaosy (2.4.3023) – Alahady Sampan-drofia Marc Ravalomanana: “Nifidy ny hiara-hiombom-bavaka teto amin’ny FLM Ambohimasina Itaosy aho amin’izao Alahadin’ny Sampan-drofia izao. Amin’izao fanombohan’ny...
by All Madagascar | Apr 2, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
JESOSY MAMONJY: ny alakamisy teo no nilatsaka ny didy avy amin’ny prefektioran’Antananarivo milaza fa akatona ny fiangonana Jesosy Mamonjy Tsarahonenana noho ny savorovoro nitranga tao.Tsy manaiky izany ireo mpino ary nilaza fa ho avy hivavaka eo...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Ahoana prezidà a? Tsy mahatanty ny marina ve ry mamimbahoaka a? Mitodika aty aminao ny mason’izao tontolo izao. Ekena sa tsy ekena a? https://amp.rfi.fr/fr/afrique/20230331-à-madagascar-les-locaux-de-la-gazette-de-la-grande-île-ont-été-perquisitionnés La dernière en...