by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13 NIREHITRA TENY AM-PANDEHANANA ILAY FIARA Nirehitra teny am-pandehanana ilay taxibrousse Mercedes 307D ka izay no nitarika ny loza tao Bevilany, kaominina Ankariera amin’ny RN13 raha ny tatitry ny mpitandro filaminana.Olona 7 no voalaza...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13: olona maherin’ny 10 no voalaza fa may kila tao anatina taxibrousse iray mampitohy an’Ambovombe sy Tolagnaro (RN13), nivadika ary nirehitra avy eo.Nisy mpandeha 6 hafa avotra soa amantsara.Teo amina tanàna antsoina hoe Ranomainty...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Be izay olona maty tamin’io lalana RN 13 io izay. Inona moa ny tenin’ny prezidà tamin’io lalana io? Mirary fionona feno ho an’ny fianakaviana izahay. LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13: olona maherin’ny 10 no voalaza fa may kila tao anatina taxibrousse iray mampitohy...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Fa nahoana tokoa moa ? Source From : Tia Tanindrazana
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
ANY IANAO RY TOMPONDAKA ! Aiza ianao ry tompondaka no tsy « mahazaka dona»? Mbetika no miakatra afo sady tezitezi-poana. Ny mpanohitra jereo fa efa miaraka mirona, Ka hangala-bato sisa f’efa very ny finoana? Ny ao anaty lamasinina efa be no niparitaka. (Tsy matoky...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Lola Rasoamaharo – Naverina eny Antanimora rehefa avy niakatra fampanoavana Stefa Naverina eny amin’ny fonjan’Antanimora indray, ny filoha tale jeneralin’ny gazety La Gazette de la Grande Ile, Lola Rasoamaharo, rehefa avy niakatra fampanoavana teny amin’ny fitsarana...