by All Madagascar | Apr 15, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
FONJAN’AMBOSITRA NATOLOTR’ANDRIAMATOA FILOHA AMIN’NY AHOANA MOA ? Notokanana androany 15 aprily ny fonjaben’Ambositra.Nitarika ny lanonana tany an-toerana ny filoham-pirenena Andry Rajoelina.Ny nanaitra kely tamin’ilay takelaka dia ny...
by All Madagascar | Apr 15, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Tokony ho saziana – Depiote IRD mandranitra resaka fihaviana Jocelyn Rakotoson : tokony ho saziana mihitsy ny depiote IRD Jocelyne Maxime, mandranitra resaka fihaviana. Mankadala olo avy avaratra hono ny olo avy atsimo: “tsy olo boaka atsimo any, no hankadala...
by All Madagascar | Apr 12, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
TOAMASINA: Lehilahy 4 voalaza fa jiolahy no matin’ny polisin’ny FIP androany tao Ambalabe akaikin’ny Cimetière. Voalaza ihany koa fa nanao fanafihana izy ireo omaly, ary mbola saika hanafika androany saingy efa narahina maso, ka izao nihampatrapatra...
by All Madagascar | Apr 11, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
MITSANGÀNA AMIN’NY MATY Mitsangàna amin’ny maty ianao mpitondra fanjakana, Izay nitondra anay vahoaka ho any anaty fahantrana. Mifohaza, miverena, aok’izay ny lalan-diso. Atsaharonao ny lainga, fitaka sy risoriso! Mitsangàna amin’ny maty ianao mpitandro filaminana,...
by All Madagascar | Apr 11, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Tsy arakarak’ilay reaaka natao tany am-piandohana. · Source From : Tia Tanindrazana
by All Madagascar | Apr 10, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Ianao Mpitarika be resaka nefa tsy mena-mivadika toa an’i Petera nanda intelo ny Tompony; ny zavatra nilokalokana hafa, nefa ny tena atao hafa: ”MITSANGÀNA AMIN’NY MATY!” https://www.fjkm.mg/index.php/category/hafatrynyfiloha/ Source From : Ny Valosoa...