News Madagascar - Vaovao Madagasikara
  • Home
  • Contact
  • Home Team members
  • Homepage Church
  • Sample Page
  • Fivavahana
    • FTV FJKM
    • Marka16-15
    • Mofonaina
  • Madagasikara
    • Rêver Madagascar
  • Mozika
    • Akon'ny omaly
    • Anisha
    • Bodo Razafindrazaka
    • Hira fahiny Vazo mampanembona
    • Mada worship
    • Mahaleo
    • Mbola talenta
    • Poopy
  • Mpisehatra
    • Hatsikana
      • Auggy Tojo
    • Vonjy Razafitsifa
  • Politika
    • Les 6% imbéciles
    • Les Indignés de Madagascar
    • Salantapy Vidéo
  • Uncategorized
  • Vaovao
    • Caricatures
      • Pov cartoon
    • Gazety
      • Tia tanindrazana
      • Valosoa
    • News Réseaux sociaux
      • Review by GR
    • Review news
Select Page
ONIVERSITEN’I MAHAJANGA
 RAIKITRA INDRAY NY GREVY
 Raikitra vao maraina ny grevy…

ONIVERSITEN’I MAHAJANGA RAIKITRA INDRAY NY GREVY Raikitra vao maraina ny grevy…

by All Madagascar | Apr 3, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao

ONIVERSITEN’I MAHAJANGA RAIKITRA INDRAY NY GREVY Raikitra vao maraina ny grevy noho ny antony maromaro ka anisany ny vatsim-pianarana efa vary mangatsiaka hatramin’ny 2021. Tahaka izany ihany koa ny vatsim-pianarana 5 volana miampy fampitaovana,…...
Saisie des matériels de La Gazette de la Grande Ile… Quid de la sécurité des i…

Saisie des matériels de La Gazette de la Grande Ile… Quid de la sécurité des i…

by All Madagascar | Apr 2, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao

  Saisie des matériels de La Gazette de la Grande Ile… Quid de la sécurité des informations contenues dans les ordinateurs? #libertedexpression #lagazettedelagrandeile #povcartoon #povcartoonist #dessindemada #presselibre #madagascarpolitique    ...
JESOSY MAMONJY: ny alakamisy teo no nilatsaka ny didy avy amin’ny prefektioran’A…

JESOSY MAMONJY: ny alakamisy teo no nilatsaka ny didy avy amin’ny prefektioran’A…

by All Madagascar | Apr 2, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao

JESOSY MAMONJY: ny alakamisy teo no nilatsaka ny didy avy amin’ny prefektioran’Antananarivo milaza fa akatona ny fiangonana Jesosy Mamonjy Tsarahonenana noho ny savorovoro nitranga tao.Tsy manaiky izany ireo mpino ary nilaza fa ho avy hivavaka eo...
LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13NIREHITRA TENY AM-PANDEHANANA ILAY FIARANirehitra te…

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13NIREHITRA TENY AM-PANDEHANANA ILAY FIARANirehitra te…

by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13 NIREHITRA TENY AM-PANDEHANANA ILAY FIARA Nirehitra teny am-pandehanana ilay taxibrousse Mercedes 307D ka izay no nitarika ny loza tao Bevilany, kaominina Ankariera amin’ny RN13 raha ny tatitry ny mpitandro filaminana.Olona 7 no voalaza...
Be izay olona maty tamin’io lalana RN 13 io izay. Inona moa ny tenin’ny prezidà …

Be izay olona maty tamin’io lalana RN 13 io izay. Inona moa ny tenin’ny prezidà …

by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao

Be izay olona maty tamin’io lalana RN 13 io izay. Inona moa ny tenin’ny prezidà tamin’io lalana io? Mirary fionona feno ho an’ny fianakaviana izahay. LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13: olona maherin’ny 10 no voalaza fa may kila tao anatina taxibrousse iray mampitohy...
Be izay olona maty tamin’io lalana RN 13 io izay. Inona moa ny tenin’ny prezidà …

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13: olona maherin’ny 10 no voalaza fa may kila tao anatin…

by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13: olona maherin’ny 10 no voalaza fa may kila tao anatina taxibrousse iray mampitohy an’Ambovombe sy Tolagnaro (RN13), nivadika ary nirehitra avy eo.Nisy mpandeha 6 hafa avotra soa amantsara.Teo amina tanàna antsoina hoe Ranomainty...
« Older Entries
Next Entries »

Recent Posts

  • NY TANTARAN’NY NIDIRAN’NY FILAZANTSARA TANY MADAGASIKARA
  • SAVE THE DATE (FIVORIAMBE SP37)
  • Marka 16: 15 – Ny hevitro momba ny varotra any am-piangonana rehefa Alahady
  • Marka 16: 15 – Fomba hafa kely hanaovana Tafika Masina: Tena mahomby ary Biblika.
  • Marka 16: 15 – Toriteny Pentekosta (Jao. 15: 26 – 27)

Recent Comments

  1. A WordPress Commenter on Hello world!
Visit Us

8938 Divi Engine.

Building 234

San Francisco, CA 93848

Contact us

(304) 556-2345

info@church.com

sales@church

Fotoana

M-F: 11am – 7pm

Sat: 10am – 7pm

Sun: 10am – 5pm