by All Madagascar | May 12, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Fitondrana jadona. Tsy misy ilàna izany teleferika izany. Raha misaina ianareo dia vonjeo ny vahoaka fa matin’ny hanohanana. NY SEKOLINTSIKA ANALAMAHITSY “LAVINAY NY FAMPANDALOVANA NY TELEFERIKA ETO…” Mandà ny fampandalovana ny téléphérique ao aminy...
by All Madagascar | May 12, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
NY SEKOLINTSIKA ANALAMAHITSY “LAVINAY NY FAMPANDALOVANA NY TELEFERIKA ETO…” Mandà ny fampandalovana ny téléphérique ao aminy ny Sekolintsika etsy Analamahitsy izay sekolim-pinoana katolika, araka ny fanambarana niraisan’ireo mpitantana, ny Tale...
by All Madagascar | May 11, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
A l’heure du bilan… #MadagascarElections #dessindepov #povcartoonist #madagascarpolitique #povcartoon #delestages #telepheriquemadagascar Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | May 6, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
06/05/2023. TOAMASINA. Dian’ny Filoha RAVALOMANANA (tohiny). Tontosa soamantsara ny Kongresi-paritra teto amin’ny renivohitry ny Faritra Antsinanana Anio. Fahombiazana tanteraka ny hetsika rehetra satria isika izao ilay hanangana Firenena Vanona. Hiaraka...
by All Madagascar | May 6, 2023 | Review news, Vaovao
Fizarana “caricature” navoakan’i Pov cartoonist androany 06/05/2023 mba ho fampahafantarana.ùùm Et bam ! Source From : Georges Ranaivomanana
by All Madagascar | May 6, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Et bam! #libertedepresse #pressemadagascar #dessindepov #povcartoonist #povcartoon #madagascarcartoon Source From : Pov cartoonist