by All Madagascar | Apr 15, 2023 | Review news, Vaovao
EDITO 15 Aprily – Sarotra ny fiainana – Mivelona amin’ny sitrany ahay ny Malagasy 15/04/2023 – gazety NY VALOSOA – Beharo – ( sary indrana ) {{{ Difotra anaty fahantrana lalina dia lalina ny Malagasy amin’izao vanin’andro...
by All Madagascar | Apr 15, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
FONJAN’AMBOSITRA NATOLOTR’ANDRIAMATOA FILOHA AMIN’NY AHOANA MOA ? Notokanana androany 15 aprily ny fonjaben’Ambositra.Nitarika ny lanonana tany an-toerana ny filoham-pirenena Andry Rajoelina.Ny nanaitra kely tamin’ilay takelaka dia ny...
by All Madagascar | Apr 15, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Tokony ho saziana – Depiote IRD mandranitra resaka fihaviana Jocelyn Rakotoson : tokony ho saziana mihitsy ny depiote IRD Jocelyne Maxime, mandranitra resaka fihaviana. Mankadala olo avy avaratra hono ny olo avy atsimo: “tsy olo boaka atsimo any, no hankadala...
by All Madagascar | Apr 12, 2023 | Review news, Vaovao
Business Forum Régionaux2 – Faire des trois régions de Toamasina un levier de la décentralisation effective Lakroan’i Madagasikara – Recueillis par JRR – publié le 11/04/2023 {{{ Le Business Forum Régionaux2 organisé par l’EDBM constitue...
by All Madagascar | Apr 12, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
TOAMASINA: Lehilahy 4 voalaza fa jiolahy no matin’ny polisin’ny FIP androany tao Ambalabe akaikin’ny Cimetière. Voalaza ihany koa fa nanao fanafihana izy ireo omaly, ary mbola saika hanafika androany saingy efa narahina maso, ka izao nihampatrapatra...
by All Madagascar | Apr 11, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Snif… snif… Source From : Pov cartoonist