by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Fa nahoana tokoa moa ? Source From : Tia Tanindrazana
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | News Réseaux sociaux, Review by GR, Review news, Vaovao
Fizarana “caricatures” navoakan’i Pov cartoonist tamin’ny 29 mars 2023 mba ho fampahafantarana. Zao sisa no niafaran’ny Malagasy ===>>> Ny FITIAVAN-TANINDRAZANA niredareda tamin’ny taona 1947 dia indrisy fa niova tanteraka...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
ANY IANAO RY TOMPONDAKA ! Aiza ianao ry tompondaka no tsy « mahazaka dona»? Mbetika no miakatra afo sady tezitezi-poana. Ny mpanohitra jereo fa efa miaraka mirona, Ka hangala-bato sisa f’efa very ny finoana? Ny ao anaty lamasinina efa be no niparitaka. (Tsy matoky...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Lola Rasoamaharo – Naverina eny Antanimora rehefa avy niakatra fampanoavana Stefa Naverina eny amin’ny fonjan’Antanimora indray, ny filoha tale jeneralin’ny gazety La Gazette de la Grande Ile, Lola Rasoamaharo, rehefa avy niakatra fampanoavana teny amin’ny fitsarana...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Raharaham-pirenena – Mandraisa andraikitra arak’izay tandrify anao hoy ny FFKM Isambilo Nifarana omaly ny fihaonamben’ny FFKM: Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara, naharitra hateloana teny amin’ny FOFIKRI ilafy. Ny tenin’ny soratra masina ao amin’ny...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Federasionan’ny fikambanana mpanao gazety FAJM – Mitaky maika ny fanokafana ny La Gazette de la Grande Ile Nanonin’i Niaina Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana, nanao fanambarana tetsy Antanimena ny FAJM : Federasionan’ny fikambanan’ny mpanao...