by All Madagascar | Apr 1, 2023 | News Réseaux sociaux, Review by GR, Review news, Vaovao
Fizarana “caricature” navoakan’ny gazety Tia Tanindrazana androany Asabotsy faha 1 aprily 2023. Poisson d’avril !!! Andron’ny fandaingana !!! Poisson d’avril !!! Ça a été un jour de fosse !! · Source From : Georges...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Be izay olona maty tamin’io lalana RN 13 io izay. Inona moa ny tenin’ny prezidà tamin’io lalana io? Mirary fionona feno ho an’ny fianakaviana izahay. LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13: olona maherin’ny 10 no voalaza fa may kila tao anatina taxibrousse iray mampitohy...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13: olona maherin’ny 10 no voalaza fa may kila tao anatina taxibrousse iray mampitohy an’Ambovombe sy Tolagnaro (RN13), nivadika ary nirehitra avy eo.Nisy mpandeha 6 hafa avotra soa amantsara.Teo amina tanàna antsoina hoe Ranomainty...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | News Réseaux sociaux, Review by GR, Review news, Vaovao
Madagascar : conversation privée du président : espionnage ou manipulation ? la1ere.francetvinfo.fr – Mayotte – Bruno Minas – 30 mars 2023 {{{ Quoiqu’il en soit, l’enregistrement et la publication sur facebook d’un appel téléphonique du...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | News Réseaux sociaux, Review by GR, Review news, Vaovao
Fizarana “caricature” navoakan’i Pov cartoonist ny 29 marsa 2023 mba ho fampahafantarana. Toe-tsaina efa resy an’ady sisa ny an’ny Gasy amin’ity taona 2023 ity. Any sisa hatao, na dia efa mahantra fadiranovana sy mijaly ary...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | News Réseaux sociaux, Review by GR, Review news, Vaovao
Partage de la pensée du samedi 1er avril 2023 – PROSVETA Pensées et sentiments – à l’origine de nos actes “Vous devez surveiller vos actes, bien sûr, mais sans jamais perdre de vue que le plus important, ce sont les pensées et les sentiments, car ce...