by All Madagascar | Mar 21, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Mila “vanne” vao maraina? #telepheriqueantananarivo #telepheriquetana #embouteillage #embouteillageantananarivo #dessindepov #povcartoonist #povcartoons #madagascarcartoon #dessindemada · Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | Mar 17, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Vita kabary! · Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | Mar 17, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
📺 [UNE SEMAINE DANS LE MONDE] Cartooning for Peace est ce soir à 19h10 dans Une semaine dans le monde – France 24 pour présenter des dessins sur la guerre en #Ukraine, la #Chine face à l’alliance #AUKUS, l’intérêt d’un rapprochement #EtatsUnis...
by All Madagascar | Mar 16, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Matetika sy misesy tato ho ato ny fandrenesana olona maty noana… nefa an-tanàn-dehibe, maty reraka eny an-dalana eny, namono tena fa very hevitra noho ny hamafin’ny fiainana, maty am-pitadiavana ravinahitra, maty am-piondranana antsokosoko…...
by All Madagascar | Jan 21, 2021 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Tsara tsiahivina!… Andry Rajoelina – Volamena 150 taonina isan-taona – Tsy avelany ho sitrahan’ny Malagasy Tsy nieritreritra, tsy mieritreritra ary tsy hieritreritra ny hamoaka ny vahoaka Malagasy amin’ny fahantrana mandrakizay i Andry Rajoelina sy ireo forongony, ary...