Tsara tsiahivina!…

Andry Rajoelina – Volamena 150 taonina isan-taona – Tsy avelany ho sitrahan’ny Malagasy

Tsy nieritreritra, tsy mieritreritra ary tsy hieritreritra ny hamoaka ny vahoaka Malagasy amin’ny fahantrana mandrakizay i Andry Rajoelina sy ireo forongony, ary vonona ny hamono azy aza. “Mpamono olona! Assassin! Killer!” no azo amehezana azy araka ny sary efa nivoaka tamin’ny tranonkala sy FB Ny Valosoa taona lasa. Onja roa matanjaka no isany nipoaka androany 21 janoary 2021 tao amin’ny fandaharana Miara-manonja manamarina izany.

Ny onja voalohany dia mifandraika amin’ny raharaha fampidirana fitaovam-piadiana raitra tsy ara-dalàna tamin’ny taona 2018 nialoha kely ny fifidiana filohan’ny repoblika. Ny… Plus









Source From : Ny Valosoa Vaovao