by All Madagascar | Jul 17, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Bilan… de l’exercice de communication avec Gascar Fenosoa et Abraham Razaf #politiquemadagascar #dessindepov #povcartoon #povcartoons #madagascartoon Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | Jul 17, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
ANDRY RAJOELINA : ” tokony efa ho 10 000 Ariary aza io euro io saingy nahay nitantana izahay dia mba 5000 Ariary ilay izy amin’izao” Source From : Tia Tanindrazana
by All Madagascar | Jul 16, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Tena tsy mahalala menatra mihitsy ilay rangahy ity sahy milaza an’izao! Resaka zom-pirenena frantsay : “Raha izay taratasy kely 8 sm tsy hanalana ny maha malagasy ahy sy ny fitiavako ny tanindrazako. Ary vonona ny ho faty ho an’ny tanindrazako aho. Tsy...
by All Madagascar | Jul 11, 2023 | Review news, Vaovao
Firaisankinan’ny tia tanindrazana – Handia fotoan-tsarotra ny firenena ato ho ato, hoy ny praiminisitra, raha nandalo tao Morondava izy. Navoakan’i Tia Tanindrazana ny Alakamisy 6 Jolaly 2023 {{{ Miditra amin’ny fotoana tena sarotra dia sarotra...
by All Madagascar | Jul 11, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
DATIM-PIFIDIANANA : Ny Alakamisy 09 novambra 2023 no hanatanterahina ny fifidianana Filohampirenena fiodinana voalohany ary ny Alarobia 20 desambra 2023 kosa no hanaovana ny fiodinana faharoa raha toa ka misy izany araky ny fanambaran’ny Praiminisitra NTSAY Christian...
by All Madagascar | Jul 11, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
VOAFITAKA IZAHAY N’inona n’inona ambara dia voafitaka izahay, Satria tsy niomana hifidy olon’ny frantsay! Ny anay dia gasy tena gasy, raha ahitsy: « gasy petaka » No takianay ho filoha fa tsy vazaha mpampifotetaka! N’inona n’inona ambara dia voafitaka izahay, Na iza...