Efa volana maromaro izay isaky ny manao sary ilay zanako dia io foana no tiany hatao: fiara kely misy anay telo mianaka, eny @ làlana misy cocotier sy masoandro. Hoy aho mantsy azy hoe indray andro mbola handeha @ io làlana io isika dia asehoko anao hoe io ilay t@ sary, lalana mankany Toamasina io
Je lui transmets une belle image de son pays❤️
#monpaysmemanque🥰




Source