Fizarana “caricature” navoakan’i Pov cartoonist ny 29 marsa 2023 mba ho fampahafantarana.

Toe-tsaina efa resy an’ady sisa ny an’ny Gasy amin’ity taona 2023 ity. Any sisa hatao, na dia efa mahantra fadiranovana sy mijaly ary voaporitra mafy aza, dia ny mitsiky tsiravina sady mametsovetso mangiana hoe “ALEO MIHINAN-KELY TOY IZAY MANDRY FOTSY” !!!



Source From : Georges Ranaivomanana