HALATRA SY VAROTRA ZAZA VAO TERAKA
7 MIANADAHY NIDOBOKA AM-PONJA
Olona 7 mianadahy no nidoboka am- ponja vonjimaika eny Antanimora ary olona iray hafa no nahazo fahafahana vonjimaika, noho ny halatra sy varotra zaza. Rasazy niasa tao amin’ny hopitaly Befelatanana ny iray tamin’ireo vehivavy. 6 tapitrisa ariary no saika hamarotana ireo zaza menavava mianadahy.
(Sary nindramina)