HIFIDY AHO.

Olompirenena ianao, manana ZO ary manana ADIDY ihany koa.

Manomboka ny 06 JOLAY izao ary Dia:

Miverina any amin’ny BIRAOM-POKONTANY ny lisitra KA

-MISORATRA ANARANA AHO raha tsy mbola nanao.

– MANAMARINA ny ANARAKO aho

– MAMETRAKA FITARAINANA AHO raha tsy tafiditra izany.

– MANAO FANOHERANA aho raha tsinotsinoavina ny ZO ako.

OLOMPIRENENA VANONA IANAO

MANDRAISA ANDRAIKITRA MBA TSY NY

HAFA NO HANAO IZANY AMINY

TOERANAO.





Source From : Malagasy Collectif