Ho fanomanana ny fampidirana ny ankizy 450 any am-pianarana dia atomboka @ ity vide dressing ity ary ny fandraisanao anjara. MANKASITRAKA sahady
Salama daholo ☺️ Indro ary ilay efa nolazaiko anareo. Misy kiraroko, akanjoko , sy bottes ko, akanjon’ankizy mahafatifaty (indrindra ianareo pt.36-37) , poketra, .. 😍 Ny ALAKMISY 08 JONA AMIN’NY 12 ORA SY SASANY no hanaovantsika varotra EN LIGNE amin’ny alalan’ny VIDEO DIRECT ETO AMIN’NY Div’Art ary ny ASABOTSY 10 JONA kosa ny vente sur place etsy amin’ny TRASS TSIADANA manomboka amin’ny 8 Ora maraina atramin’ny 5 Ora ariva ☺️. Misy sakafo azo hanina koa ao fa tongava.