HOY ‘NDRAY LE KATITAKELY SOLAVANTONY MPAMONO AFO
👉 Congée izy ary nandeha nanao vakansa no nialàny teto Madagascar.
🛑 Aza manabadra olona ry nandra a ! Hay ve vao miasa roa volana dia mahazo congé ao amin’ny présidence ao e ?
🛑 Aza mihevitra ny gasy ho bado ohatra anareo. Hay ve ka rehefa vakansa dia afaka manao fifampiraharahana sy manao sonia amin’ny anaran’ny fanjakana e !