Isaorana antsika t@ fanotronana rehetra t@ zay seho efa nisy. Mankasitraka , mankatelina indrindra. Fa indrindra isaorana Azy 🙏 Isaorana Azy ny 35 taona vita sy izay mbola omeNy Ndao iaraka anome Azy izay fisaorana izay indray ary fa Izy no anton’izao rehetra izao.



Source From : BODO Diva’s Page Ofisialy