Fitoriana filazantsara natao tao Paris ny 4 Nov. 2023, niarahana tamin’ny Tanora Masina Itaosy Eropa sy ny chorale Fahazavana. Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
Source