Zaraina am-pifaliana ho anao ny ampahany tamin’ny fitoriana filazantsarana izay natao tao Paris tamin’ny 04 Novambra 2023 lasa teo. Tapany voalohany izy ity ary manasa anao hanaraka ihany koa ny tapany faharoa. Tahian’i Jesoa.
Source