« Fa tiava ny fahavalonareo, ary manaova soa, dia mampisambora, fa aza kivy na amin’inona na amin’inona*, dia ho lehibe ny valim-pitianareo, ary ho zanaky ny Avo Indrindra ianareo; fa Izy mora fanahy amin’izay tsy misaotra sy ny ratsy fanahy.[*Na: aza manantena valiny] » (Lioka 6:35)
Source