Mercédes Ratsirahonana.
Ity vehivavy mankamamy ny firenen’i Cédric ity no tompon’antoky ny bling bling sy ny fandaniam-bola ao an-dapa (Directrice des événements présidentiels hono).
Izy no nanome ny tsena sy mpiaro sinoa ary mpanao kitrano an-trano ny tsenam-baro-panjakana fandaniana volam-bahoaka.
Iangaviana izy mba hamerina im-polo tsy an-kijanona ny teny hoe “BORITSINOTA”.
Alefa : BORITSINOTA BORITSINOTA BORITSINOTA.



Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina