Miarahaba antsika rehetra 💞😘…
Am-pitiavana be ary no hilazako ofisialy eto fa ny
❤️ᴀʟᴀʜᴀᴅʏ 30 ᴀᴠʀɪʟ 2023❤️ ao @ Palais des sports no fotoana hifanomezantsika hankalazana sy hahatsiarovana izay 40 taona niarahana izay. Ho goavana io seho io an 😉
Maniry indray ny hahita anareo mpankafy hatrizay ka hatramin’izao.
Hivoaka anaty vidéo ny zoma 3 mars ny mahakasika ny fivoahan’ny tapakila sy ny fanampi-panazavana rehetra.
Hisaorana sahady ny mpikarakara: THÉÂTRÔNE manomana io fotoana mamy ho antsika io.
Bisous be daholo 😘😘😘😘😘
#poopy #40_ans_de_scène #théâtrône