Misy ankolafiny maro ny Betsileo. Ara-panjakana dia mizara roa izy ireo : Ny avy ao Mahatsiatra ambony sy ny avy ao Amoronimania. Maro ny fahasamihafàna eo amin’ireo vondrona roa ireo (bika aman’endrika, fomba fiteny, fomba amam-panao…). Ohatra vitsy ireto :
Mahatsiatra ambony : tsy manao famadihana, tsy mitandro ny faosa, somary miadana kokoa sy misy mélodie rehefa miteny… (afaka manohy isika izay mahita).
Sarintsika androany : Betsileon’Ambohimahasoa mijery accident eo amin’ny LP 7. (Nikon D7000, 105mm, F/13, 1/125s, ISO 100)