NAMONTANA : Fiaraka karetsaka iray sy moto roa no nodomina taxibe iray teny amin’ny tetezan’i Namontana halina.Voalaza fa ny resevera no nitondra ilay taxibe , nambara ihany koa fa hoe mamo no sady tapaka “frein”.Tsy nisy ny aina nafoy.






Source From : Tia Tanindrazana