Ô ry Minisitry ny Angovo sy ny DG JIRAMA !

Tapaka tampoka vao teo ny herin’aratra ety Anjanahary II O afovoany.
Dia ho vitanareo ao anatin’ny 3 herinandro ve ny tsy mahatapaka an’io intsony ???
Sa hanao MIRACLE ianareo ???


Source From : Georges Ranaivomanana