OTRIZAO NY TOETRANA GASY MISEO NAMANA SNS NAVOTAKO SY NAMPIETRANOKO !! TSISY FOTONY AMINY IANAO REFA TAFAVOAKA IZY !! MAKALEO BE !! FA ZAO !! TSY ADINON IRENY MANDRAMPIKIPY NY MASONY AHO SY NY TARANAKO !!
✅IANAO NI HÉBERGÉ NY ZANANY NY VINANTONY,
✅IANAO FOTOTRA NAHITANY NY ZANANY ASA ,
✅IANAO NISOLO VAIKA NY ANKALANA , MANOME ADRESSE SNS
❌❌NEFA ZAVATRA SAROPADY AMIKO IZANY FA NATAONY !!!
AMINY FIAFIANA ANATY TRANO KELY , FA HOE MPIRAY TANANA SNS , NANDRAISANAO NY ZANANY,
NIAFY NY ZANAKO ..
IANAO NITONDRA AN IREO ZANANY IREO TOY ZANAKA AN-TRANO SNS
INVITÉ MATETIKA NA ANNIVERSAIRE NA ÉVÉNEMENT SNS , ANAY 3 MIANAKA
TSY DIA NAMPANINONA AHY LOATRA IRENY NA HITAKO TATO ANATY FB AZA HOE NANAO FETY BE SY NI INVITÉ OLONA BE DIA BE NY ZANANY TAMIN ANNIVERSAIRE -NY NATAO EN DIRECT MINTSY MOA SANS GÊNE !! ,
ARY ZAHAY 3 MIANAKA AZA MBOLA TSY NAHITA ZAY LAVAKA TRANONY HATRAMIZAO HITENENAKO IZAO , FA NY NAMANY ANEFA IZAY TSY NANAVOTRA AZY NAMPANDROSONY TRANO … MAL POLI TSOTRA ZAO !!
FA ZAHAY TSY NAMPILAZANA AKORY , FA IGNORANCE TSOTRA ZAO NAHAZO ANAY 3 MIANAKA NA MBA NATAOKO AZA HOE FITENENANA DIA ZAHAY MANAMPAKEVITRA NA ANDEHA NA TSIA !!
DE TOUT FAÇON ZAHAY TSY DIA TIA MANANTONA FETIFETINON OLONA FA QUESTION DE POLITESSE EN TANT QUE OLONA NANAVOTRA ANAO TAMIN SAROTRA !!
VITA INY NA DIA SOMARY GAGA AZA AMIN RESAKA FIFAMPITONDRANA SY FAHATSARAPANAHY NATAOKO AZA AHO !! BREF
✅FA NY ZAVATRA TSY TIKO DIA OLONA TSY TIA AHY SY MANAO TSINOTSINONA AHY NO HIRESAHANA SY HISOLELAHANA … ANY NY TSY TIKO PORY !!!
(MANINONA MOA NY ZANANY RAHA TANY AMIN IRENY OLONA IRENY NO NIVANTANA SY NATORY SY NITADY ASA ??? )
TADIDIO FA ATY AN-DAFY ATY TSY MISY OLONA MAMPIETRANO ANAO GRATUITEMENT IZANY ATY TSY MADAGASCAR , ANY AMBANY METRO IANAO MATORY ,NGAMBA , ATY TSY MISY OLONA MANORO NY DEMARCHE HATAONAO IZANY RAHA HI CLANDE ATY IANAO !!
FA ZA TSY IZANY !!!
APRÈS EFA HYPOCRISIE NY FIAINAN OLONA FA ZA MBOLA NAÏVE !! NATAO TOHATRA FIAKARANA !! C EST FINI LÀ MAINTENANT J ARRÊTE D ÊTRE GENTILLE AVEC LES CONS !!!
Source From : Bonheur&Loyauté