PREZDA FARANY TSY ANANAN’NY OLONA ANTRA, FA VOAVINGAVINGA SY VOAOMPA ISAKY NY MIHETSIKA
🛑 Satria nahoana ? Satria maninona ?
👉 Io ranty iray eo amin’ny sary io dia nahazo 12.593 réactions, 6.994 commentaires ary 59 partages hatramin’ny androany 14h30. Ary io commentaire iray io fotsiny dia nahazo 1.590 réactions. Satria nahoana ? Satria maninona ?
#Satria…