Raharaha Romy Voos Andrianarisoa – Olona ambony eto amin’ny firenena voatonon’ny mpisolovava
Elysée Ramahatra : raharaha Romy Voos Andrianarisoa, MIHAZAKAZAKA NY TOE DRAHARAHA. Ankoatran’i ROMY VOOS sy PHILLIPE TABUTEAU dia misy teratany frantsay GÉRARD PERCEAU voatonon’ny mpisolovava ny orinasa GEMFIELDS izay anisany namolavola ny IEM. Tsy vitan’izany fa voatonona tao koa ny anaran’ny Filohampirenena ANDRY RAJOELINA sy MAMY RAVATOMANGA amin’ilay petrabola 5%. Nilaza ny mpisolovava, fa mahafantatra tsara an’io raharaha io ny Filohampirenena ary voahiraka amin’izany ra-matoa ROMY VOOS.
AUDIENCE PUBLIQUE NY AMIN’NY 08 SEPTEMBRE KOA MANAINGA IREO GASY ANY LONDRES HANATRIKA IZANY.
Arphine Rahelisoa Helisoa : ahoana tsara hoe? Raha misy sy izany tokoa vé tsy ho looza ?
Finette Rasoa : lazao ny marina rehetra. Mety ho tafiditra Mamy Ravatomanga sy Rainidedaka, tsy afa miala ireo satria vola hiditra ny paosin’y mpiton-dra izany. Malaza eran’ny télévision française sy Londres télévision eran- tany ny mpitondra mala-gasy naniraka azy : pots de vin.
Claire Randria : fahafahambaraka tsy nisy toa ny hita sy iainan’ny Malagasy ankehitriny.
Dina Misaintsoa : raha marina izany, afa-baraka tanteraka izahay vahoaka malagasy izay hisolo ana-reo. Tena ianareo manko efa tsy mahay menatra int-sony, lany henatra, mialà teo nareo fa tsy hainareo ilay mitondra.
Vonjii Rkootoo : aleo handeha jerena e !Ludovic Hermann Soazara : nahazo raharaha isika nahazo ireo olona lefaka reo.
Rafidison Simon : efa tena tsy rariny intsony izao, tokony hihetsika mafy ny antoko politika rehetra sy ny hery velona rehetra mikarakara izay tokony hatao, very hasina tanteraka sy afa-baraka loatra i Madagasikara.
Kelly Rja : handeha tsara mihintsy hihaino ny film ny gangsters.
Tsya Tongava Saina : handeha ho any zà, mbola eto Ampefiloha zà io !
Mamiseheno Raoelison : way kosa e ! loza raha marina a !
Ahmed Fohay : avy an-tampony any, affaires dircab Romy Voos io !