Sady mifoka ny rivo-tsoa sy madio an’ny ranomasimben’i Atlantika no mandrangotra maivamaivana an’i Bemavo, dia nahatsiaro ity hira ity, tsy dia tena haiko tsara loatra lay hira …fa toa hoe hirana Tarika iray avy ao Antsirabe ao hoe Tarika Maer’s. Fa melodika be mahafinaritra lay hira …