Salama daholo. Ity seho ity no nahafeno palais des sports voalohany indrindra niaraka TAMINAREO. Amam-bolana maro no nanomanana azy. Ny feo mitrotro sy ny soradihy notarihin’i Mamy Robinson sy Jacques. I Malala mboa teo. Izaho moa raha tsofin’ny rivotra dia zakany🤣🤣🤣. Mamy ny mijery ny fahatanorana. Porofo izao fa niaina isika, nandalo sedra, nandisondiso kely fa tsy “mort” ary nigoka fahombiazana. MBOLA HITOHY NY LALANA MIARAKA AMINAREO FA IANAREO NO ANTOM-PISIAKO ANIE EEEEE🥰🥰. MISAOTRA. VENTSO TAKARIVA ( Naivo sy Elisa Freda). Tsarà ny andro anio. JEREO, ANKAFIZO,ZARAO


Source From : BODO Diva’s Page Ofisialy