« Tantine CLARA » , personnage voalohany nolalaoviko teto @ pejy, zay efa nianarako nandritra ny taona maro. Betsaka isika no tsy tia azy😜 @ fiteniny mahitsy, masiaka. Fa io olona io dia « personnalité » tiako hananana indraindray, olona sahy miteny « avec affirmation et détermination», tsy matahotra hiatrika ny hafa, satria mahazo antoka fa manan-danja ny tenany. Indraindray aho rehefa matahotra manoloana « situation »anakiray dia hoy aho any an-tsaiko hoe « raha Clara no teo @ toerako dia ahoana no nataony? »😅
Hainao moa, fa avy @ teny avoaky ny vavanao io no maha-ianao anao? Arakaraky ny itenenanao zavatra anakiray no mahatonga azy ho « réalité » anao! Raha miteny ianao hoe « mampalahelo aho, mahantra aho, tany mena ve hirehitra, tsy vitako zany, aza mandatsa anay tsy manana sns… », dia lasa zay tokoa ianao!
Toro-hevitro ary nandaitra teo @ fiainako, teny « positif » @ zay asesy momba anao « mafy aho, vitako io, important aho, mahaliana aho sns… » arahina asa mazava ho azy, fa hiadana ianao!
Ohatra hoe, Raha efa nanonofy hanana tany ianao, omeo zay any aminao rehetra fa vitanao zany!
👉 Misy terrain amidy ary @ SCREM Mada, ao @ lotissement GRACIA II, 2mn miala @ By-pass, azo haloa tsikelikely, efa akaiky jiro sy rano, taratasy ara-dalàna
👉 Mbola misy offre spéciale St-Valentin, remise -15%
Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia manorata ao @ hafatra miafina ny page
https://www.facebook.com/screm.mada
na antsoy ny:
☎️☎️034 15 138 82 / 034 84 608 81
📨scremmada@gmail.com
📌Cité Gallois N°16 Anosy
