#TSIARO_47 : Sao heverinareo mpitondra sy mpiondana HVM aza fa adinonay itony afera mamay be tamin”ny fitondranareo itony. Afera #Arfagate HOUCINE ARFA. Tsy afa-bela amin’io raharaha io ny minisitry ny fitsaranareo Mme Elise Rasolo Alexandrine sy ny Procureur de la République, Mme Odette Balisama Razafimelintsoa.

#Tsy_hoe_lasa_tany_andafy_Rajao_dia_madiobe_izy_miverina_avy_any_Mbola_hotsaraina_izy_sy_hafokàny



Source