#TSIARO_50 : Ary ity ilay teny nandratra ny fon’ny Malagasy maro izay efa nisakafo ambany foitra tamin’izany fotoana izany : POROFOY AMIKO FA MIHAMAHANTRA NY MALAGASY. Tsy hadinonay izany, tahaka ny tsy hanadinoana ilay teniteny foana nataon-dRa8 hoe Tsapao aloha ny herinareo.
#Tsy_manana_herijika_ho_tafaverina_hitondra_ianareo_Manga_fa_mipetraha_tsara



Source