#TSIARO_51 : NODINGANIN’NY RAY AMAN-DRENIN’NY MALAGASY REHETRA TAMIN’IZANY FOTOANA IZANY FOTSINY, FA TSY NOARAHABAINY, NY FILOHA TEO ALOHA MARC RA8
👉 Dia mbola lazain’ireo mpanohana bontolo ny Manga fa olon-kendry hono Rajao.
🛑 Na handeha amin’ny tany hatramin’ny kibonao aza dia tsy mbola ianao mihitsy no adva an-dRa8. Ary aza gaga raha notsarain’ny vahoaka tamin’ny salan’isa 8%.
#Firinga_mihevitra_mievotrevotra_toy_ny_ressort_Conseil_dia_ndana_miverina_any_ivelany_any



Source