Zao ny paozy rehefa mifarana ny volana, dia hoy malala hoe efa any an-dalana any ny karamako, dia hoy koa izy hoe « fais-toi plaisir » nefa kay no-limiter ny plafond ny CB🤔
Na izany aza mbola misy andefasana ho an’ny akama sy havana any an-tanàna @ Taptap Send Madagascar

👉Mbola mandaitra ny code promo « VONJY »
🔥10 euros gratuits🔥 rehefa mandefa @ voalohany!



Source From : Razafitsifa Vonjy Officiel