by All Madagascar | Jul 28, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Sabotsy 29 Jolay 2023. HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO Eze. 3: 4 – 14 Ezekiela = Hampaherezin’Andriamanitra. Izy dia mpaminany lehibe sy mpisoron’Andriamanitra teo amin’ny jiosy. Ambaran’ny mpahay...
by All Madagascar | Jul 28, 2023 | Fivavahana, FTV FJKM
Fanompoampivavahana amin’ny fiteny Anglisy “Hevero ny fifidianan’ny Tompo” FJKM Antanimena Andrefana SPIA Alahady 09 Jolay 2023 Source From :...
by All Madagascar | Jul 27, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Finaritra. Mofon’aina ho anao. Zoma 28 Jolay 2023. HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. 1 Sam. 10: 17 – 27 Ny fanetrentenan’i Saoly raha voafidy ho Mpanjaka izy. Ny fizotry ny tantara: – Nangataka mpanjaka ny vahoaka Isiraely rehefa nahita fa...
by All Madagascar | Jul 27, 2023 | Auggy Tojo, Hatsikana, Mpisehatra
Ny vehivavy dia mahagaga fa zavatra hafa foana no hitany , eto dia lazainy fa lasa bota kely hono aho 🤌🙄 tena lasa bota marina ve ?mentionneo anie ilay vehivavy eh🙄 tsy maintsy izay no lazainy eo From : AUGGY AUGGY
by All Madagascar | Jul 26, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Mercédes Ratsirahonana. Ity vehivavy mankamamy ny firenen’i Cédric ity no tompon’antoky ny bling bling sy ny fandaniam-bola ao an-dapa (Directrice des événements présidentiels hono). Izy no nanome ny tsena sy mpiaro sinoa ary mpanao kitrano an-trano ny...